Teny iditra | taralila | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' angorodao, fahita any amin' ny Betsimisaraka [1.1] | |
Ohatra | notendren' Ikemba ny taralila, ka nanakoako ny moron-dranomasina.
[2.499] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Fivaditsoratra | lalaitra, taralila |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20 |