|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kahiamba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anaran-javamaneno hafa kely fa harefo iray fihina no afatotra goragora ary kapokapohin' ny felatanana roa; izany no atao hoe Kahiamba; malefadefaka ny ngadona azo avy aminy, nefa manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno izy noho izy manano toamikorintsana.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Mandritra ny fotoana rehetra anaovana ny lanonana dia tsy mitsahatra ny hira masina, ny fandoroana emboka ny feon' amponga sy kahiamba ary ny vavaka.
[2.508#]
|
| Voambolana | 5 Feon-kira: zavamaneno |
| Tsipelina hafa | 6kahamba |
| Renianarana |
|
| Fivaditsoratra | 129 kahiamba, 130 kaihamba, 131 mahabika, 132 makabiha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|