|
|
|
|

Teny iditra1 kahamba
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Korintsana mitovy amin' ny faray, saingy fohy kokoa satria volotsangana vaniny roa ihany.
4Misy fomba maro fampiasa azy: ahontsana, kapohina amin' ny riran-tanana, donina amin' ny totohondry; ny manan-talenta dia afaka mitotorebika amin' ny tongony sady mampiasa kahamba ny tanany.
5Maromaro ny anarany araka ny faritany: kaiamba, kaihamba, kai-hiamba, tsakaihamba. [1.1]
Voambolana  6 Feon-kira: zavamaneno
Tsipelina hafa  7kahiamba, kai-hiamba, kaiamba, kaihamba, tsakaihamba
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02