|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lokanga hisatra |
| Singan-teny | 2lokanga, 3hisatra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Zavamaneno kilalaon-jaza natao tamin' ny zozoro maina anankiroa tokony ho irain-jehy mahery kely, ka iny zozoro iny ihany no nosokirina hahazoana tadiny.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Kilalao 7 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|