|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 piripity |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Amponga tsangana kely indrindra vita amin' ny hoditra tokana eo amin' ny tendrony ambony (hoditr' omby na ondry, na osy, na bibilava do na menarana no henjanina amin' ny fantsika hazo eo amin' ny tendrony ambony); tsy maintsy anankiroa (feo avo sy iva) no ampiarahina ary velesin' ny felatanana havia sy havanana.
4Ireto avy ny flanakavian' ny piripity: ny n' lapa, n' lapabe, ny tary, ka ity no ngeza indrindra. [1.1] |
| Voambolana | 5 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|