|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kilakila
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Famoriporetana, famozafozana taratasy; fanositosehana miharo fanifakifahana. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/2)138 kilakila
Sokajin-teny  139 anarana
Fanazavàna teny malagasy  140amponga. [Taisaka] [1.78]
Voambolana  141 Feon-kira: zavamaneno

Fivaditsoratra  142 kalikaly, 143 kilakila, 144 lakilaky, 145 likalika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19