|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 atranatrana
Fototeny  2atrana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4duplicatif. [1.3]

Teny iditra (2/2)5 atranatrana
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Tapa-kazo maromaro velezina rehefa apetraka eo ambony ranjo; any amin' ny Bara no mbola mampiasa azy io, ary zavamaneno natokana ho an' ny vehivavy ny atranatrana.
8(Araka ny lovantsofina, dia miatranatrana erỳ izay vehivavy voatendry hampiasa azy io mandritra ny lanonana). [1.1]
9karazana zavamaneno velezina misy ny feo rehetra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10xylophone. [1.13]
Voambolana  11 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  134 antarantara, 135 atranatrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12