|
|
|
|

Teny iditra1 langoroany
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3tambour. [1.13]
Ohatra  4 Novelezina ny langoroany dia nifandringana indray ny roa tonta. [2.508#]
5 dia ny mpitsoka sodina sy mozika ary ny mpitendry lokanga miaraka amin' ny ampongabe sy ny langoroany [2.649#]
Voambolana  6 Feon-kira: zavamaneno
Mpanahaka  7 amponga, 8 detra, 9 hazolahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12