|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 -bina
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe vina

Teny iditra (2/5)3 bina
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5milaza fivontosana, fibontsinana. [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  8binabina, binabinaka, binaka

Teny iditra (3/5)9 bina
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny anglisy  11the name of an insect. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12nom d'un insecte. [1.3#81]
Voambolana  13 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/5)14 Bina
Sokajin-teny  15 anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana]
Ohatra  16 Tsy niteny kelikely Bina. [2.499]
17 Niandrandra nijery an'i Bina izy. [2.314]

Teny iditra (5/5)18 Bina
Singan-teny  19Bina
Sokajin-teny  20 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  21 Haisoratra: boky
Mpanoratra  22Rajaonarivelo Auguste
Mpanonta printy  23 Imprimerie de l' Imerina. 1933.
24 Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. 1957.
25 Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. 1971.
26 Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. 1993. Haavony: 21cm. Ambainy: 13,5cm. Takila: 118.

Fivaditsoratra  27 Banì, 28 Bany, 29 bina, Bina, 30 Naby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02