|
|
|
|

Teny iditra1 lokanga
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin' ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-kazo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin' ny 7. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a violin; any stringed instrument played with a bow. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5violon, les instruments à corde dont on joue avec un archet. [1.8]
Ohatra  6 Ny lokanga no niasa matetika noho ny mozika taloha. [1.437#]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  8 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  131Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  132 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  133Randzavola: lokanga ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno)
Sary 

Fivaditsoratra  134 kolanga, 135 lokanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02