|
|
|
|

Teny iditra1 gitara
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaneno mitovitovy amin' ny lokanga saingy izy lehibe vatana sy lava sady kitihin' ny rantsantanana toy ny valihy ny tadiny fa tsy mba didiana. [1.1]
Ohatra  4 Ny feon' ny hira, na Malagasy aza no mihira azy, dia efa mandray ny bàn-kira vahiny, ary mampiasa ireo zava-maneno avy any ivelany rahateo, toy ny gitara sy synthétiseur mandeha amin' ny herin'aratra. [2.606#]
Voambolana  5 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12