|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 marovany
Singan-teny  2maro, 3vany
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan' ny ankamaroan' ny faritany sasany azy. [1.1#640]
6angorodao. [Masikoro] [2.606#152]
Fanazavàna teny frantsay  7nom donné aux valiha, à cause des supports qui soutiennent les cordes. [1.3#435]
8instruments de musique faits avec un gros bambou, vany : entre-noeud). [1.196]
Ohatra  9 Indraindray no mba ampiarahina amin'ny zava-maneno : mandoliny na kabósy (gitara madinika), marovany na angorodao iangalian'ny mpanan-talenta antsoina hoe sairy ny beko masikoro. [2.606#]
Voambolana  10 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Teny nalaina  133 Soratra misy io teny io
Sary 

Teny iditra (2/2)134 marovany
Singan-teny  135maro, 136vany
Sokajin-teny  137 anarana
Fanazavàna teny frantsay  138(déformation de marovahy, un Mimulopsis (Acanthaceae) d'après Grandidier, fichier manuscrit.. [1.196]
Voambolana  139 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  140 manarivo, 141 manavory, 142 marovany, 143 miravona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11