|
|
|
|

Teny iditra1 kidedra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamanenon' ankizy (tanala) vita amin' ny volotsangana nosilatsilahina mba hisy kinifinifiny toy ny sotrorovitra ka iny no velezina amin' ny rantsan-kazo kely anankiroa rehefa terena ao ambany helika. [1.1]
Voambolana  4 Feon-kira: zavamaneno 5 Kilalao
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12