|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 rimorimo
Fototeny  2rimo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandehanana mafy.
5fifiokan' ny tehina na baolina atsipy handeha mafy.
6fimonomonon' ny tandrimo misangodina na ny tantely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a buzzing as of bees. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8bourdonnement comme celui des abeilles.
9mouvement rapide. [1.8]
Ohatra  10 Lozan' ny be rimorimo anefa, hono, raha ditsoky ny vovoka nafafiny ny mason' ny tsy manan-tsiny! [1.298]
11 Asa na misy manenjika ilay mpamily, na mampidera ny fahaizany mitondra sy fahalalany lalana, fa dia rimorimo izao! [2.4]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  29 Feo
Tovy hevitra  30rimo

Teny iditra (2/3)31 rimorimo
Sokajin-teny  32 anarana
Fanazavàna teny malagasy  33Zavamaneno vita amin' ny silaka volotsangana sahabo ho vehana ny halavany ary voatondro roa ny sakany, ka maranitra toy ny loha lefona ary misy lavaka kely eo amin' ny tendrony iray mba hitsofohan' ny tady ifatorany; misy tahony hihazonana azy koa: ahodinkodina "mirimorimo" izy io ka arakaraka ny maha-mafy ny fanodinkodinana azy no ahazoana feo mafy kokoa.
34(Ny Tanala no mpampiasa azy indrindra; manarakaraka, ny Sakalava, izay manome anarana azy hoe: Tambovo). [1.1]
Voambolana  35 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (3/3)158 rimorimo
Sokajin-teny  159 anarana
Fanazavàna teny frantsay  160(de rimorimo : sifflement des verges.
161On employait les rameaux pour fouetter les enfants ou tout au moins en faire le simulacre).
162Phyllanthus nummulariifolius Poir.
163(Phyllanthaceae).
164D'après Descheemaeker serait encore appelé tamborotanosy.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  165 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  166 rimorimo, 167 romiromy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19