|
|
|
|

Teny iditra1 tsikadraha
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaneno kasohina izay toy izao: volotsangana misy tonony anankiray no alaina, ka hatreo amin' ny tonony mankany an-kavanana no asiana tetika manodidina ny vatany sahabo ho 5 milimetatra no elanelany; atao didy sompirana iny misy tetika iny mba hanatsara ny feony; tazonin' ny tanana havia izy, fa ny havanana kosa mitana ny fikasoka izay vita amin' ny silaka volotsangana ihany.
4Hita saika eran-tany ity karazan-javamaneno ity; "caracha" no anarany any Brezilina. [1.1#985]
Fanazavàna teny frantsay  5instrument de musique. [1.13]
Voambolana  6 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12