|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 valiha vata
Singan-teny  2valiha, 3vata
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny. [1.1]
Tovy hevitra  6valiha marovany

Teny iditra (2/2)7 valihavata
Singan-teny  8valiha, 9vata
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  [valiha-vata] 11piano: ...
12fa kivazivazy sy hehy aloha no hipetrahan'ise manoloana ny "valiha-vata" (piano)
. [2.591]
Ohatra  13 mamy tokoa izany mifankahita sy miara miredona hiram-pivavahana na hafa manodidina ny valihavata (piano) [4.40]
Voambolana  14 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Teny nalaina  137 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  138 valihavata, valiha vata

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03