|
|
|
|

Teny iditra1 valiha tory tenany
Singan-teny  2valiha, 3tory, 4tena
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ny tenany ihany no torina hanjary tadiny, ka irony volo mifanalavitra ny tonony no ampiasaina amin' izany (40-70 santimetatra. [1.1]
Voambolana  7 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12