|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 rondro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaneno kilalaon' ankizy tanala izay tsotra dia tsotra: tapa-kazo fisaka apetraka eo ambony laona ka velezina amin' ny fipehana hazo anankiroa. [1.1]
Voambolana  4 Kilalao 5 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  128 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)129 rondro
Sokajin-teny  130 anarana
Fanazavàna teny malagasy  131rahona. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)132 rondro
Sokajin-teny  133 anarana
Fanazavàna teny frantsay  134(Probablement de rondro : enflure, boursouflure du visage ?).
135Rinorea angustifolia (Thouars) Baill..
136(Violaceae).
137D'après Tata, Réserves Naturelles 4443.. [Betsimisaraka Avaratra] [1.196]
Voambolana  138 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02