|
|
|
|

Teny iditra1 trotrobe
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaneno tsotra dia tsotra, karazan' amponga, saingy tsy mba misy hoditra fa koveta na lovia lehibe no ahohoka, asiana lamba eo amboniny ary ny felatanana roa no mively azy; ny faritany avaratra no mampiasa azy. [1.1]
Voambolana  4 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12