|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kipantsona
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Entina milaza ny olona vavèna. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4bavard, loquace, hâbleur. [1.3#333]

Teny iditra (2/2)5 kipantsona
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Takela-barahina mitapelaka roa izay ampiadina ka mamoaka feo mikarantsana..
8Fonjam-by ahantona ary velezina amin' ny tapa-by ihany; maro karazana izy io rehefa ampiasaina amin' ny fiarahan-javamaneno araka izay feo ilaina: misy toy ny takotra manify, misy tariby vaventy afolaka indroa, ary misy karazana lakolosy kely atambatra vitsivitsy.
9(Taloha nampiasaina ho toy ny lakolosy fiantsoana ny kipantsona, ary ankehitriny ampiasaina amin' ny Fanabeazana fototra araka ny fomba fampianarana vaovao eo amin' ny mozika aman-kira). [1.1]
10karazan-javamaneno mikarantsana rehefa velezina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  11cymbales. [1.3#333, 1.13]
Ohatra  12 Ary ny fitondran'ny zanadRalambo tamin'izany kosa, dia mively amponga sy kipantsona. [2.59#]
Voambolana  13 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12