|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tarỳ
Singan-teny  2t~, 3arỳ
Sokajin-teny  4 ny lasan' ny tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Endriky ny mpamaritra matoanteny milaza toerana "arỳ" raha enti-milaza ny lasa: Tarỳ Ankadindambo izahay afakomaly.
6Avy arỳ: Efa tarỳ ve ianao?. [1.1]
Ohatra  7 tary ambany tary, nisy vehivavy lehibe iray avy niakatra. [2.4#]
8 Dadabem-borompotsy izany ilay hitanay tary an-dohasaha tary. [2.117#]
9 Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472#]

Teny iditra (2/2)10 tary
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12Amponga lehibe indrindra sady lava eto Madagasikara: mitovitovy amin' ny n' lapa izy (hoditra tokana eo amin' ny tendrony ambony), saingy avo be: 1,50 metatra.
13Izy no midoboka voalohany indrindra vao maneno daholo ny amponga rehetra miaraka aminy sy ny zavamaneno ka izany no iantsoana azy hoe "tary" (mitarika lanonana); misy koa milaza hoe Ampongatary. [1.1]
14Ny kely indrindra amin' ireo amponga efatra nampiasaina tamin' ny famorana ka natao hipetrahan' ny zaza hodidiana. [Merina] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15a second drum. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16le plus petit des quatre tambours usités à la circoncision, dont le son était rauque et sur lequel on plaçait l'enfant pour le circoncire. [1.3]
Ohatra  17 Ampongalahy iray atao hoe "tary" no ipetrahan' izay hitazona ny zaza. [2.436#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  20 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  143 itra, 144 raty, 145 tary, tarỳ, 146 Tira, 147 tria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02