|
|
|
|

Teny iditra1 kabosa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny.
4Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5sorte de guitare.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  6 Feon-kira: zavamaneno
Tovy hevitra  7kabaosa, kabaosy, kabosy
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  130 bôsaka, 131 kabosa, 132 sabòka, 133 Sobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12