|
|
|
|

Teny iditra1 kabosy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny.
4Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa. [1.1#468]
Voambolana  5 Feon-kira: zavamaneno
Tsipelina hafa  6kabaosa, kabaosy, kabosa
Renianarana 
Anarana iray reny 
Sary 

Fivaditsoratra  129 bokisa, 130 bosika, 131 kabosy, 132 kisabo, 133 kosaby, 134 sobika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12