|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zavamaneno |
| Singan-teny | 2zavatra, 3maneno |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5anarana ilazana ireo zavatra rehetra namboarina hanao feon-kira, na tendrena izany na tsofina, na velezina.
6Anarana itambaram-be ilazana zavatra amboarin' olombelona mba hamoaka feo mahafinaritra azo anaovana feon-kira na anarahana hira: Ny sodina, ny valiha ary ny gitara dia samy zavamaneno. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[zava-maneno]
7a musical instrument..
[1.2] [zava-maneno] 8any musical instrument. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[zava-maneno]
9instrument de musique.
[1.8] |
| Ohatra |
10 mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno;
[2.470#]
11 Tia mozika izy ary kinga raha nitendry zavamaneno toy ny harmonia, ny valiha, mba nandalo teo am-pelatanany. [2.356#] 12 Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472#] |
| Voambolana | 13 Feon-kira: zavamaneno |
| Lahatsoratra | 136Randzavola: zava-maneno ao amin' ny Baiboly |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|