|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 bakora
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3akorandriaka, zava-maneno famoriana olona eny ambanivohitra, rehefa misy kabary ataon'ny lehibe. [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4a large shell.
5See antsiva.. [Provincial] [1.2]
Voambolana  6 Feon-kira: zavamaneno
Tovy hevitra  7antsiva
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/2)130 bakora
Sokajin-teny  131 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  132Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  133gros et mou. [1.3]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  135bakoraka
Kamban-teny rehetra  136nofo bakora

Fivaditsoratra  137 Akbora, 138 bakaro, 139 bakora, 140 Baroka, baroka, 141 boraka, 142 kabaro, 143 karabo, 144 Kobara, 145 raboka, 146 robaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05