|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anjombona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavamaneno tsofina vita amin' ny tandrok' omby na tandrok' omby nampiana volotsangana; ampiasaina toy ny anjomara ihany koa ny anjombona saingy tsy mba mahalasa lavitra loatra ny feony, hany ka atao ho an' ny olona eo antanàna ihany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a shell used as a horn; it is smaller than the angaroha.
5See angaroha, antsiva.. [1.2] 6a bugle made from a conch shell. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7cor d'appel fait d'une conque marine.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Notsofina ny anjombona hivorian'ny vahoaka.
[2.588#]
9 Nabobobobony ny anjombona ary novelominy ny tsangan' afo. [2.588#] |
| Voambolana | 10 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Ohabolana | 133 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|