|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 langorony
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a side drum. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5tambour. [1.3]
Ohatra  6 ary dia mihoby indray ny mozika sy ny amponga be sy ny langorony: [2.48]
Voambolana  7 Feon-kira: zavamaneno
Tovy hevitra  8langoroana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/2)131 langorony
Sokajin-teny  132 anarana langoro sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  133his heron(s), her heron(s), their heron(s).
134his drum(s), her drum(s), their drum(s). [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  135son héron, ses hérons, leur héron(s).
136son tabour, ses tabours, leur tabour(s). [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12