|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsirivo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavamaneno kasohina toy ny tsikadraha: volotsangana vaventy toy ny haben' ny sandry no alaina; asiana dian-tsofa mitetitetika manodidina ny vatany ary tariby henjana toy ny vy amin' ny tahon' elo no atao fikasoka; mikarantsana mafy ny feon' ny tsirivo satria feom-by, kanefa azo atao amin' izay feo ilaina rehetra izy, na malefaka na tohilava, na marisika na manambitamby eo amin' ny fiarahan-javamaneno.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Fivaditsoratra | 127 tsirivo, 128 tsivory, 129 vositry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|