|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 makasa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana azy: mandrary kitapo kely izay asiana voa madinika ao anatiny ary avondrona eo amin' ny tendronkazo kely ireo kitapo ireo.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Fivaditsoratra | 127 makasa, 128 masaka, 129 samaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|