|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 valiha |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny malaza indrindra amin' ny zavamaneno nentim-paharazana malagasy.
4Vita amin' ny volo (volotsangana vaventy) ny valiha ary misy tady kitihina amin' ny tanana; ireo tadiny heo dia misy tohany daholo ka izany no ahazoana feo avo sy iva: folo eo ho eo tany am-boalohany ny isan' ireo tadimbaliha fa ankehitriny mahatratra efapolo na mihoatra aza. 5Ampiasaina manerana an' i Madagasikara ny valiha na dia samy manana ny fomba fanaovany sy fampiasany azy aza ny tsirairay: valiha bara, valiha tsimihety, valiha tory tenany, valiha jihy vy, valiha vata, valiha marovany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a Malagasy lute made of bamboo.
[1.7] 7tube zither. 8Although some examples are idiochords, heterochords valihas are most common. 9They are made in a great variety of sizes, and are often decorated. 10Many have a slit-shaped sound hole cut from the cane tube.. [2.493] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11luth malgache fait avec un gros bambou.
[1.8] 12Le mot valiha est surtout devenu le nom d'un instrument de musique original, fait d'un entre-noeud de ces gros bambous ; on en soulève les fibres avec la pointe d'une sagaie et on les tend grâce à des cales en bois qui permettent d'en régler le son. 13Le son en est un peu grêle mais charmant et bien adapté au village malgache.. [1.196] |
| Ohatra |
14 valiha telo, ampongatapaka, lokanga, sodina no indray henony.
[1.270]
15 Antsa, dihy, hira, valiha, farey, haravoana, no atao mameno saha. [2.245] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Kamban-teny rehetra | 140Fikambanana 16 amin' io teny io |
| Ohabolana | 141 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 142Randzavola: valiha ao amin' ny Baiboly |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 143 valiha |
| Sokajin-teny | 144 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
145Nom qu'on donnait autrefois aux bambous de très gros diamètre.
146Il s'agit surtout d'espèces introduites comme Dendrocalamus strictus (Roxb.) Nees (Poaceae). 147Ces bambous sont si solides qu'on en faisait de grosses lames appelées autrefois antsivaliha ; on les utilisait comme sabres d'abattage avant l'emploi des outils de fer.. [Betsimisaraka] [1.196] 148bambou. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Voambolana | 149 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 150 Havila, 151 valiha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|