|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampongantaolo |
| Singan-teny | 2 amponga, 3 ntaolo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Amponga hoditra roa; toy ny diam-panorona ny bikan' ny tady mifamatopatotra manenjana azy eo amin' ny andilany; ampiasaina amin' ny lanonana isan-karazany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 [ampongan' ny ntaolo] tambour des ancêtres en bois
[1.3#34] |
| Voambolana | 7 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|