|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 kabaosy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tanalahy resy an' ady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4A coward, cowardly.
5See Osa.
6This word is only used of a conquered chameleon. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7Caméléon vaincu. [1.3]
Kamban-teny rehetra  8Kabaosy

Teny iditra (2/4)9 kabaosy
Sokajin-teny  10 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12lâche, poltron, sans coeur. [1.3]

Teny iditra (3/4)13 kabaosy
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny.
16Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17sorte de guitare.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  18 Feon-kira: zavamaneno
Tovy hevitra  19kabaosa, kabosa, kabosy
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (4/4)142 Kabaosy
Sokajin-teny  143 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  144 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  145 abosika, 146 Kabaosy, kabaosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02