|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kiloloka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsotsòka maromaro natao tamin' ny volotsangana ka ahazoana feo iva rehefa lavalava kokoa ary feo avo rehefa fohy; ampifandimbiasina ny fomba fampiasa azy ka ahavitana ngodonkira fandihizana, na feonkira iray manontolo arakaraka ny habetsahan' ny isany.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|