|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 antsiva
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3anjombona atao amin'ny akorandriaka. [Betsimisaraka] [1.78]
4anjombona na anjomara fanairana na filazana. [Tanala] [1.78]
5Anjombona. [Bara, Tanosy] [1.78]
6Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona.
7Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza.... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8a shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people.
9Same as angaroha, and anjombona.. [1.2]
10a bugle made from a conch shell. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11cor d'appel fait d'une conque marine. [1.8]
Ohatra  12 Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha; [2.357#]
Haiendriteny 
13 Tsotra :
Voambolana  14 Feon-kira: zavamaneno
Mpanahaka  15 anjomara, 16 anjombona, 17 bingona

Teny iditra (2/2)18 antsiva
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20anjomaso. [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  21 antsavy, 22 antsiva, 23 vatsina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12