|
|
|
|

Teny iditra1 piano
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaneno misy fitendry toy ny arimonia, saingy tsy mba rivotra no mampaneno azy fa ny fikapohana ny fitendrena izay mifandray amin' ny tadim-peo mikarantsana tsirairay avy: Mitendry piano. [1.1]
Ohatra  4 Somary manokana ny momba ilay mpitendry piano avy ao Manakambahiny avaratr' i Vohidiala. [2.472]
Voambolana  5 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  128 paino, 129 piano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12