|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tsotsoka |
| Fototeny | 2tsoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa vy na haro kely misy vavany ary loaka tokana eo amin' ny vatany fotsiny no tsofina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5sifflet des marins.
[1.3] |
| Voambolana | 6 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Teny iditra (2/3) | 129 tsotsoka |
| Sokajin-teny | 130 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
131Nofo mihorona manarona ny filahiana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
132prépuce.
[1.5] |
| Voambolana | 133 Haiaina |
| Teny iditra (3/3) | 134 tsotsoka |
| Sokajin-teny | 135 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
136Anaram-bosotra omena ny Vazaha.
137Jereo tsitsoka. [Tsimihety] [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
138(familier) Français.
139Synonymes: vozongo, vazaha. [1.5] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|