|
|
|
|

Teny iditra1 lokanga vava
Singan-teny  2lokanga, 3vava
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Zavamaneno tsofina, vita amin' ny tapa-by kely; ankinina amin' ny nify izy ary somary akombona kokoa ny molotra: ny rivotra avy ao am-bava no mampipararetra ilay tariby kely eo afovoany rehefa kitihin' ny fanondro. [1.1]
Voambolana  6 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12