|
|
|
|

Teny iditra1 armonia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaneno misy fitendrena tsindriana amin' ny rantsantanana izay mamoaka feo satria io fitendrena voatsindry io manokatra rindra izay ivoahan' ny rivotra avy amin' ny tafoforana tsindritsindriana amin' ny tongotra. [1.1]
Ohatra  4 ny mpitendry armonia irery no tsy taitra. [2.470]
Voambolana  5 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  128 amarino, 129 amirano, 130 amorina, 131 armonia, 132 mairona, 133 mañaroy, 134 manoira, 135 manoria, 136 maorina, 137 maroina, 138 mianora, 139 miraona, 140 moraina, 141 moriaña, moriana, 142 rano may

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03