|
|
|
|

Teny iditra1 n' lapabe
Singan-teny  2n' lapa, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Toy ny n'lapa ihany fa ngeza sady mavesatra, misy tongony vita sokitra ary tsy dia afindra toerana loatra; isan'ny amponga masina tsy mba fampiasa amin'ny lanonana sasany.. [1.1]
Voambolana  6 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12