|
|
|
|

Teny iditra1 manandria
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan' amponga natokana ho an' ny lanonana fanatanjahan-tena (moraingy, tolona, daka...); tsotra ny fehin' ny manandria fa manaraka ny lavan' ny amponga daholo fa tsy misy manodidina ny vatany toy ny ampongahafa. [1.1]
Voambolana  4 Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  127Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  128 amindrana, 129 indramana, 130 manandria, 131 mandarina, 132 mandriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08