|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 orgàna |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3an organ.
4see sarinety.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5orgue.
[1.3] |
| Voambolana | 6 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Teny iditra (2/2) | 129 orgàna |
| Sokajin-teny | 130 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
131Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry.
[1.1] |
| Ohatra |
132 Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny.
[1.381#]
|
| Voambolana | 133 Haiaina |
| Tsipelina hafa | 134organina |
| Fivaditsoratra | 135 angaro, 136 argôna, 137 aronga, 138 gorana, 139 orgàna, 140 rangao, 141 roanga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|