|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 korintsana |
| Fototeny | 2rintsana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Feon' ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina.
5Feo manenon' ny vilia na vera na vola madinika mifandona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6tinkling ornaments.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7retentissement d'un grelot, de petits ornements.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 24 Feo |
| Teny iditra (2/2) | 25 korintsana |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin' ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
28a child's rattle.
[1.7] |
| Ohatra |
29 Tamin' izany no nahazon' I Terezy kely korintsana (kilalao vita gasy) sy kavina an-koso-bolamena;
[2.470#]
|
| Voambolana | 30 Feon-kira: zavamaneno |
| Renianarana |
|
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|