Teny iditra |
adabo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taifasy, Taimoro, Taisaka]
amponga
[1.78]
|
Voambolana |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
|
Teny iditra |
adabo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo lehibe izay fihinana ny voany ary fanao lakana ny vatany; ny raviny kosa nilalaovan' ny ankizy fahizay nataony elo ka avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe:
mielo ravin' adabo, ka na tsy voky ny voany aza mieloelo ny raviny (Ficus cocculifolia) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A tree. There are two kinds: the adabolahy and the
adabovavy; the fruit of both may be eaten in small quantities; that of the former is best, though smallest in size. If eaten to excess, the fruit is said to cause a vomiting of blood. The wood of the adabo being light is used in making canoes. Ficus sp.
[1.2]
|
| [Sakalava]
A large tree [1.2]
|
| A large tree of the fig family (south and west) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom de plusieurs espèces de figuiers et de leurs fruits [1.3]
|
| Espèce de figuier (sud et ouest) [1.8]
|
| [Sakalava]
Ficus cocculifolia Baker (Moraceae). Fruits comestibles.
Écorce fournissant une fibre pour cordes et textiles grossiers : latex réputé médicinal.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Ficus cocculifolia |
Ohatra |
1 | ary dia nananika nitoetra eo am-body ny adabo n' omby izy mirahalahy
[2.48]
|
2 | Ary ao ambaniatsimon'ny toby, misy adabo maniry maro maro hiany, an-dohasaha.
[2.59]
|
|
Voambolana |
Anaram-javamaniry |
|
Zanakanarana |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
Adabo
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -21.8833333, 46.5
-21.5666667, 46.1333333
-21.3666667, 46.7166667
|
|