|
|
|
|

Teny iditra1 boada
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Teny misafotofoto tsy hita laniny, miboredidredika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4confusion of speech, irregularity, indistinctness, hurry of mind, indistinct utterances, medley.
5See boadaka, bada, bedy, boerika.. [1.2]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  7boadaboada

Fivaditsoratra  8 abado, 9 aboda, 10 Adabo, adabo, 11 badao, 12 boada

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02