Teny iditra | bezoma | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-javamaneno misy fivoaham-peo lehibe natao mba hanamafy ny feony sy ny firohondrohony [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Fivaditsoratra | ambezo, amboze, bezoma |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |