Teny iditra | manandria | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' amponga natokana ho an' ny lanonana fanatanjahan-tena (moraingy, tolona, daka...); tsotra ny fehin' ny manandria fa manaraka ny lavan' ny amponga daholo fa tsy misy manodidina ny vatany toy ny ampongahafa [1.1] | |||
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |||
Kamban-teny |
| |||
Renianarana | ||||
Anarana iray reny | ||||
Fivaditsoratra | amindrana, indramana, manandria, mandarina, mandriana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |