Teny iditra | kahamba | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Korintsana mitovy amin' ny faray, saingy fohy kokoa satria volotsangana vaniny roa ihany. Misy fomba maro fampiasa azy: ahontsana, kapohina amin' ny riran-tanana, donina amin' ny totohondry; ny manan-talenta dia afaka mitotorebika amin' ny tongony sady mampiasa kahamba ny tanany. Maromaro ny anarany araka ny faritany: kaiamba, kaihamba, kai-hiamba, tsakaihamba [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Tsipelina hafa | kahiamba ~ kaiamba ~ kaihamba ~ kai-hiamba ~ tsakaihamba | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |