Teny iditra | kabosa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Sorte de guitare. [1.19] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Tovy hevitra | kabaosa ~ kabaosy ~ kabosy | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Fivaditsoratra | bôsaka, kabosa, sabòka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |