|
|
|
|

Teny iditra1 Ny lalana nombako
Singan-teny  2lalana, 3ombana
Sokajin-teny  4 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  5Ravelomanana Hermann
Mpanonta printy  6 Edisiona Salohy. 1991. Haavony: 21cm. Ambainy: 13cm. Takila: 222.
Sombiny  Avy ao Anahimalemy andrefan' i Mantasoa Idada ary Ineny avy ao Ampanarivo atsinanan' Ambatotelomirahavavy akaiky an' Ambatomanga. Niditra niomana ho mpitandrina tao amin' ny Sekoly Pastoraly Ambatomanga izy mivady ny taona 1911, ary efa niteraka ny zazany roalahy dia Philibert sy Guy... Ireo no vehivavy malagasy voalohany indrindra nomanin' ny Misiona ho amin' izany; kanjo tsy neken' ny governora jeneraly V. Augagneur ny hakan' ny vehivavy malagasy diplaoma (1905). Dia niverina tany Ambatomanga izy ary noraisin' i Mlle Rousseau misionera Talen-tsekoly tao hampianatra. Dia re naningana ny feo nanao hoe: "Velomà e ! veloma any Madagasikara !"
5
168

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/05