|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vazaha
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ireo olona avy any Eoraopa: Tamin' ny taona 1.500, hono, no nahitan' ny Vazaha voalohany an' i Madagasikara.
4Hevitra itarina : Rehefa mety ho vahiny avy any ampitan-dranomasina na avy an-tany hafa.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a foreigner, esp.
6a European. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7nom générique des nations étrangères, surtout de la race blanche. [1.3#820]
8étranger, surtout européen. [1.8]
9Nom générique des étrangers, surtout des Blancs, Européens, spécialement Français. [1.5#327]
Ohatra  10 Hitanareo ireo vazaha, Sinoa, Karana [2.332#46]
11 Mahatsiaro ny baikom-bazaha ny zokinjokiny [2.445#81]
12 Manao tokantrano imaso amim-bazaha i Bola [2.471#67]
13 Tamin' ny fahadimy amby roapolo andro dia tonga ny vazahanay niaraka tamin' ny mpandika teny malagasy iray [2.643#37]
Haiendriteny 
14 Tsotra :
15 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 111 amin' io teny io
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)21 vazaha
Singan-teny  22vazaha
Sokajin-teny  23 anarana
Fanazavàna teny frantsay  24(sens général : étranger ; mais il a probablement une autre origine car cette plante est bien autochtone).
25Aristea kitchingii Baker (Iridaceae).
26Nom et identité dans le Compendium de Baron, dans Malzac, etc.
27Ce dernier auteur écrit : « herbe dont on fait des corbeilles ; et dont les racines sont un vésicant ».. [Merina] [1.196]
Voambolana  28 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  29 havazà, 30 hazavà, hazava, 31 vazaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03